<-
->

1Pe / 1P 4:17 For the time is come that judgment must begin at the house of God: and if it first begin at us, what shall the end be of them that obey not the gospel of God? Fa tonga ny andro hiantombohan' ny fitsarana hatrao amin' ny ankohonan' Andriamanitra; ary raha miantomboka amintsika izany, dia hanao ahoana kosa no hiafaran' izay tsy manaiky ny filazantsaran' Andriamanitra? Fa indro tonga ny andro hiantombohan' ny fitsarana amin' ny fianakavian' Andriamanitra, ka raha miantomboka amintsika izany, hanao ahoana kosa no hiafaran' izay tsy mino ny Evanjelin' Andriamanitra? Car le moment est venu de commencer le jugement par la maison de Dieu. Or s' il débute par nous, quelle sera la fin de ceux qui refusent de croire à la Bonne Nouvelle de Dieu ?