<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to Timothy |
[Baiboly 1865] 2 Timoty |
[Baiboly Katolika] Timote II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul à Timothée |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
2Tm 1:10 | But is now made manifest by the appearing of our |
fa naharihary ankehitriny tamin' ny nisehoan' i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, Izay nahafoana ny herin' ny fahafatesana, ka ny filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsi-fahalòvana mandrakizay; | sy naharihary ankehitriny, tamin' ny nisehoan' i Jeso-Kristy Mpamonjy antsika, ilay nanafoana ny fahafatesana, sy nanambara ny fiainana aman-tsy fahalòvana tamin' ny Evanjely. | cette grâce a été maintenant manifestée par l' |