<-
->

Jos 5:11 And they did eat of the old corn of the land on the morrow after the passover, unleavened cakes, and parched corn in the selfsame day. Ary nony ampitson' ny Paska, dia nihinana ny vokatry ny tany izy tamin' izany andro izany indrindra, dia mofo tsy misy masirasira sy lango. Ny ampitson' ny Paka ihany no efa nihinanany mofo tsy misy lalivay sy lango, tamin' ny vokatry ny tany. Le lendemain de la Pâque, ils mangèrent du produit du pays : pains sans levain et épis grillés, en ce même jour.