<-
->

1Te / 1Tes 2:4 But as we were allowed of God to be put in trust with the gospel, even so we speak; not as pleasing men, but God, which trieth our hearts. Fa tahaka ny nankasitrahan' Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin' olona, fa amin' Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay. fa araka ny nankasitrahan' Andriamanitra ny hametrahana ny Evanjely aminay no ampianaranay azy, tsy toy ny mila sitraka amin' olombelona, fa amin' Andriamanitra izay mizaha toetra ny fonay. Seulement, Dieu nous ayant confié l'Évangile après nous avoir éprouvés, nous prêchons en conséquence, cherchant à plaire non pas aux hommes mais à Dieu qui éprouve nos coeurs.