<-
->

Kol 1:6 Which is come unto you, as it is in all the world; and bringeth forth fruit, as it doth also in you, since the day ye heard of it, and knew the grace of God in truth: izay efa mby eo aminareo, tahaka ny eny amin' izao tontolo izao koa, sady vokatra sy mitombo tahaka ny eo aminareo koa hatramin' ny andro nandraisanareo sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan' Andriamanitra araka ny marina; Ny Evanjely efa tonga atý aminareo, dia tonga amin' izao tontolo izao mihitsy, sady vokatra sy mitombo toy ny atý aminareo koa, hatramin' ny andro nandrenesanareo azy sy nahalalanareo tsara ny fahasoavan' Andriamanitra ao anatin' ny marina, qui est parvenu chez vous de même que dans le monde entier il fructifie et se développe ; chez vous il fait de même depuis le jour où vous avez appris et compris dans sa vérité la grâce de Dieu.