<-
->

Kol 1:23 If ye continue in the faith grounded and settled, and be not moved away from the hope of the gospel, which ye have heard, and which was preached to every creature which is under heaven; whereof I Paul am made a minister; raha maharitra amin' ny finoana ianareo ka mafy orina sady tafatoetra ary tsy mety hafindra hiala amin' ny fanantenana avy amin' ny filazantsara, izay efa renareo sady notorina eny ambanin' ny lanitra rehetra eny; ary izany no nanaovana ahy Paoly ho mpanompo. raha tàhiny hianareo maharitra sy miorim-paka mafy amin' ny finoana, ary tsy azo tsoahana hiala amin' ny fanantenana avy amin' ny Evanjely, izay efa renareo sy notorìna taminareo ary nanendrena ahy, Paoly, ho mpandraharaha. Il faut seulement que vous persévériez dans la foi, affermis sur des bases solides, sans vous laisser détourner de l' espérance promise par l'Évangile que vous avez entendu, qui a été prêché à toute créature sous le ciel, et dont moi, Paul, je suis devenu le ministre.