<-
->

Flp / Fil 1:27 Only let your conversation be as it becometh the gospel of Christ: that whether I come and see you, or else be absent, I may hear of your affairs, that ye stand fast in one spirit, with one mind striving together for the faith of the gospel; Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran' i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin' ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara, Fa izao ihany e: manaova fitondran-tena mendrika ny Evanjely hianareo; ary amin' izay, tonga moa aho, dia hahita anareo; tsy tonga kosa, dia handre ny aminareo, fa hoe: maharitra amin' ny fanahy iray hianareo, sy miray fo miara-miasa hampandroso ny finoana ny Evanjely, Menez seulement une vie digne de l'Évangile du Christ, afin que je constate, si je viens chez vous, ou que j' entende dire, si je reste absent, que vous tenez ferme dans un même esprit, luttant de concert et d' un coeur unanime pour la foi de l'Évangile,