<-
->

Gal / Ga 2:12 For before that certain came from James, he did eat with the Gentiles: but when they were come, he withdrew and separated himself, fearing them which were of the circumcision. Fa fony tsy mbola tonga ny sasany any tany amin' i Jakoba, dia niara-nihinana tamin' ny jentilisa ihany izy; fa nony tonga ireo, dia nihatakataka izy ka niala, satria natahotra ny momba ny famorana izy. Satria fony tsy mbola tonga ry zareo sasany avy any amin' i Jakoba, dia niara-nihinana tamin' ny jentily ihany izy; kanjo nony tonga ry zareo ireo, dia niala izy, ka lasa nihatakataka, fa natahotra an-dry zareo voafora. En effet, avant l' arrivée de certaines gens de l' entourage de Jacques, il prenait ses repas avec les païens ; mais quand ces gens arrivèrent, on le vit se dérober et se tenir à l'écart, par peur des circoncis.