<-
->

Gal / Ga 1:7 Which is not another; but there be some that trouble you, and would pervert the gospel of Christ. izay tsy filazantsara akory, fa saingy misy ny sasany mampitabataba anareo ka ta-hamadika ny filazantsaran' i Kristy. Tsy dia hoe misy Evanjely hafa akory anie, fa ny Evanjelin' ny Kristy ihany no tadiavin' ny sasany hovana, mba hampitabataba anareo fotsiny! non qu' il y en ait deux ; il y a seulement des gens en train de jeter le trouble parmi vous et qui veulent bouleverser l'Évangile du Christ.