<-
->

2Kr / 2Kor 9:13 Whiles by the experiment of this ministration they glorify God for your professed subjection unto the gospel of Christ, and for your liberal distribution unto them, and unto all men; satria ny fizahan-toetra anareo amin' izany fanompoana izany no ankalazany an' Andriamanitra noho ny fitananareo tsara ny fanekenareo ny filazantsaran' i Kristy sy noho ny fahazotoanareo amin' ny fiantrana ho azy sy ho an' ny olona rehetra; Eny, ho hitan' ny maro amin' izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an' Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin' ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin' ny soanareo. Ce service leur prouvant ce que vous êtes, ils glorifient Dieu pour votre obéissance dans la profession de l'Évangile du Christ et pour la générosité de votre communion avec eux et avec tous.