<-
->

2Kr / 2Kor 10:16 To preach the gospel in the regions beyond you, and not to boast in another man' s line of things made ready to our hand. ka hitory ny filazantsara amin' ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin' izay efa vonona rahateo ao anatin' ny voafaritra ho an' ny sasany. ka hitory ny Evanjely any an-koatry ny faritaninareo koa aza amin' izany; nefa tsy hihoatra any amin' ny anjaran' ny sasany, ka hirehareha amin' ny asan' ny sasany. en portant l'Évangile au-delà de chez vous, au lieu d' empiéter sur le domaine d' autrui et de nous glorifier de travaux tout préparés.