<-
->

1Kr / 1Kor 9:16 For though I preach the gospel, I have nothing to glory of: for necessity is laid upon me; yea, woe is unto me, if I preach not the gospel! Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho! Raha mitory ny Evanjely aho, dia tsy mba izany no voninahitro, fa adidy tsy maintsy efaiko izany, ka loza ho ahy raha tsy mitory ny Evanjely aho. Annoncer l'Évangile en effet n' est pas pour moi un titre de gloire ; c' est une nécessité qui m' incombe. Oui, malheur à moi si je n' annonçais pas l'Évangile !