<-
->

1Kr / 1Kor 2:1 And I, brethren, when I came to you, came not with excellency of speech or of wisdom, declaring unto you the testimony of God. Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin' ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay an' Andriamanitra. Fony aho tonga tany aminareo koa, ry rahalahy, dia tsy mba tamin-teny ambony, na tamim-pahendrena no nitoriako ny Evanjelin' Andriamanitra taminareo. Pour moi, quand je suis venu chez vous, frères, je ne suis pas venu vous annoncer le mystère de Dieu avec le prestige de la parole ou de la sagesse.