<-
->

Rom / Rm 9:33 As it is written, Behold, I lay in Sion a stumblingstone and rock of offence: and whosoever believeth on him shall not be ashamed. araka ny voasoratra hoe: Indro Aho mametraka vato mahatafintohina sy vatolampy mahasolafaka ao Ziona; Ary izay mino Azy tsy ho menatra (Isa. 8. 14; 28. 16). araka ny voasoratra hoe: Indro, apetrako ao Siona ny vato manafintohina sy ny vatolampy mahasolafaka; fa izay mino azy ihany no tsy mba ho menatra. comme il est écrit : Voici que je pose en Sion une pierre d' achoppement et un rocher qui fait tomber ; mais qui croit en lui ne sera pas confondu.