<-
->

Rom / Rm 16:25 Now to him that is of power to stablish you according to my gospel, and the preaching of Jesus Christ, according to the revelation of the mystery, which was kept secret since the world began, Ary ho an' izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an' i Jesosy Kristy, araka ny fampisehoana ny zava-niafina, izay voàfina hatry ny fony fahagola, Ary ho an' ilay mahay mankahery anareo araka ny Evanjeliko, izay nitoriana an' i Jeso-Kristy sy nanambarana ny zava-miafina tsy voalaza hatrizay hatrizay, A Celui qui a le pouvoir de vous affermir conformément à l'Évangile que j' annonce en prêchant Jésus Christ, révélation d' un mystère enveloppé de silence aux siècles éternels,