<-
->

Rom / Rm 11:26 And so all Israel shall be saved: as it is written, There shall come out of Sion the Deliverer, and shall turn away ungodliness from Jacob: ary amin' izany dia hovonjena avokoa ny Isiraely rehetra, - araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy any Ziona ny Mpanafaka, Ary hampiala ny haratsiam-panahy amin' i Jakoba Izy; Ary amin' izany dia ho voavonjy avokoa Israely rehetra, araka ny voasoratra hoe: Hivoaka avy ao Siona ny Mpanafaka, ka hanesotra ny tsy fahamarinana rehetra amin' i Jakoba, et ainsi tout Israël sera sauvé, comme il est écrit : De Sion viendra le Libérateur, il ôtera les impiétés du milieu de Jacob.