<-
->

Asa 8:25 And they, when they had testified and preached the word of the Lord, returned to Jerusalem, and preached the gospel in many villages of the Samaritans. Ary rehefa nanambara sy nitory ny tenin' ny Tompo Petera sy Jaona, dia niverina nankany Jerosalema ka nitory ny filazantsara teny amin' ny vohitra maro izay an' ny Samaritana. Nony efa nanambara sy nitory ny tenin' ny Tompo izy roa lahy, dia niverina tany Jerosalema, ka nitory ny Evanjely tamin' ny vohitra maro eran' i Samaria. Pour eux, après avoir rendu témoignage et annoncé la parole du Seigneur, ils retournèrent à Jérusalem en évangélisant de nombreux villages samaritains.