<-
->

Asa 7:32 Saying, I am the God of thy fathers, the God of Abraham, and the God of Isaac, and the God of Jacob. Then Moses trembled, and durst not behold. Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba (Eks. 3. 6). Dia tora-kovitra Mosesy ka tsy sahy nandinika. Izaho no Andriamanitry ny razanao, Andriamanitr' i Abrahama, Andriamanitr' Isaaka, ary Andriamanitr' i Jakoba. Tera-kovitra tery Moizy ka tsy sahy nijery akory. "Je suis le Dieu de tes pères, le Dieu d' Abraham, d' Isaac et de Jacob. " Tout tremblant, Moïse n' osait regarder.