<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 21:8 | And the next day we that were of |
Ary nony ampitso dia niala teo izahay ka tonga tany Kaisaria ary niditra tao an-tranon' i Filipo evanjelista, izay anankiray tamin' izy fito lahy, dia nitoetra tao aminy izahay. | Nony ampitso dia nandeha izahay, ka tonga tany Sezarea; ary niditra tao an-tranon' i Filipo Evanjelista, anankiray tamin' izy fito lahy, ka nitoetra tao aminy. | nous repartîmes le lendemain pour gagner |