<-
->

Asa 1:13 And when they were come in, they went up into an upper room, where abode both Peter, and James, and John, and Andrew, Philip, and Thomas, Bartholomew, and Matthew, James the son of Alphaeus, and Simon Zelotes, and Judas the brother of James. Ary rehefa tafiditra izy, dia niakatra ho any an-trano ambony, izay fitoerany, - dia Petera sy Jaona sy Jakoba sy Andrea, Filipo sy Tomasy, Bartolomeo sy Matio, Jakoba zanak' i Alfeo, sy Simona Zelota ary Jodasy, zanak' i Jakoba. Nony tonga dia niakatra tao amin' ilay rihana fitoerany izy ireo, dia Piera sy Joany, Jakoba sy Andre, Filipo sy Tomà, Bartelemy sy Matio, Jakoba zanak' i Alfe sy Simona Zeloty, ary Joda rahalahin' i Jakoba. Rentrés en ville, ils montèrent à la chambre haute où ils se tenaient habituellement. C'étaient Pierre, Jean, Jacques, André, Philippe et Thomas, Barthélemy et Matthieu, Jacques fils d' Alphée et Simon le Zélote, et Jude fils de Jacques.