<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 8:1 | And it came to pass afterward, that he went throughout every city and village, preaching and shewing the glad tidings of the kingdom of |
Ary taoriana kelin' izany, dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny filazantsaran' ny fanjakan' Andriamanitra; ary ny roa ambin' ny folo lahy nanaraka Azy. | Taorian' izany, dia lasa nitety ny tanàna sy ny vohitra izy nampianatra sy nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra. Nanaraka azy ny roa ambin' ny folo lahy | Et il advint ensuite qu' il cheminait à travers villes et villages, prêchant et annonçant la |