<-
->

Lio / Lk 22:15 And he said unto them, With desire I have desired to eat this passover with you before I suffer: Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho. Ary hoy izy tamin' izy ireo: Naniry dia naniry hiara-mihinana ity Paka ity aminareo aho alohan' ny hijaliako, Et il leur dit : " J' ai ardemment désiré manger cette pâque avec vous avant de souffrir ;