<-
->

Lio / Lk 11:31 The queen of the south shall rise up in the judgment with the men of this generation, and condemn them: for she came from the utmost parts of the earth to hear the wisdom of Solomon; and, behold, a greater than Solomon is here. Ny mpanjakavavy avy tany atsimo dia hiara-mitsangana amin' ny lehilahy amin' ity taranaka ity amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy; fa avy tany amin' ny faran' ny tany izy hihaino ny fahendren' i Solomona; nefa, indro, misy lehibe noho Solomona eto. Hiara-mitsangana amin' ny olona amin' ity taranaka ity ny mpanjakavavy avy any atsimo amin' ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria niala avy tany amin' ny fara vazan-tany izy hihaino ny fahendren' i Salomona, nefa indro misy mihoatra noho Salomona eto. La reine du Midi se lèvera lors du Jugement avec les hommes de cette génération et elle les condamnera, car elle vint des extrémités de la terre pour écouter la sagesse de Salomon, et il y a ici plus que Salomon !