<-
->

Mar / Mk 16:1 And when the sabbath was past, Mary Magdalene, and Mary the mother of James, and Salome, had bought sweet spices, that they might come and anoint him. Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin' i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin' i Jesosy. Ary rahefa afaka ny sabata, dia nividy zava-manitra Maria Madelena, sy Maria renin' i Jakoba, ary Salome, mba handeha hanosotra ny vatan' i Jeso. Quand le sabbat fut passé, Marie de Magdala, Marie, mère de Jacques, et Salomé achetèrent des aromates pour aller oindre le corps.