<-
->

Mar / Mk 14:9 Verily I say unto you, Wheresoever this gospel shall be preached throughout the whole world, this also that she hath done shall be spoken of for a memorial of her. Ary lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin' izao tontolo izao no hitoriana ny filazantsara, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao mba ho fahatsiarovana azy. Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza hitoriana ity Evanjely ity amin' izao tontolo izao, dia holazaina koa izao nataon-dravehivavy izao ho fankalazana azy. En vérité, je vous le dis, partout où sera proclamé l'Évangile, au monde entier, on redira aussi, à sa mémoire, ce qu' elle vient de faire. "