<-
->

Mar / Mk 14:14 And wheresoever he shall go in, say ye to the goodman of the house, The Master saith, Where is the guestchamber, where I shall eat the passover with my disciples? Ary lazao amin' ny tompon' ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain' ny Mpampianatra: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin' ny mpianatro? Dia lazao amin' ny tompon' ny trano izay hidirany hoe: Izao no asain' ny Mpampianatra lazaina aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin' ny mpianatro? et là où il entrera, dites au propriétaire : "Le Maître te fait dire : Où est ma salle, où je pourrai manger la Pâque avec mes disciples ?"