<-
->

Mat / Mt 15:1 Then came to Jesus scribes and Pharisees, which were of Jerusalem, saying, Dia nankeo amin' i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe: Tamin' izay nisy mpanora-dalàna sy Farisiana avy teny Jerosalema nanatona azy ka nanao hoe: Alors des Pharisiens et des scribes de Jérusalem s' approchent de Jésus et lui disent :
Mat / Mt 15:2 Why do thy disciples transgress the tradition of the elders? for they wash not their hands when they eat bread. Nahoana ny mpianatrao no mandika ny fampianarana voatolotry ny razana? Fa tsy mba manasa tanana izy, raha hihinan-kanina. Nahoana ny mpianatrao no mandika ny lovantsofin-drazana? fa tsy mba manasa tànana izy raha hihinan-kanina. " Pourquoi tes disciples transgressent-ils la tradition des anciens ? En effet, ils ne se lavent pas les mains au moment de prendre leur repas. " -
Mat / Mt 15:3 But he answered and said unto them, Why do ye also transgress the commandment of God by your tradition? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana kosa ianareo no mandika ny didin' Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo? Ary hoy ny navaliny azy: Nahoana kosa hianareo no mandika ny didin' Andriamanitra noho ny lovantsofin-drazanareo? " Et vous, répliqua-t-il, pourquoi transgressez-vous le commandement de Dieu au nom de votre tradition ?
Mat / Mt 15:4 For God commanded, saying, Honour thy father and mother: and, He that curseth father or mother, let him die the death. Fa Andriamanitra efa nanao hoe: Manajà ny rainao sy ny reninao (Eks. 20. 12), ary koa: Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa (Eks. 21. 17). Fa hoy Andriamanitra: Manajà ny rainao aman-dreninao; ary koa: Izay hanozona ny rainy na ny reniny dia hovonoina ho faty. En effet, Dieu a dit : Honore ton père et ta mère, et Que celui qui maudit son père ou sa mère soit puni de mort.
Mat / Mt 15:5 But ye say, Whosoever shall say to his father or his mother, It is a gift, by whatsoever thou mightest be profited by me; Fa hoy kosa ianareo: Na zovy na zovy no hilaza amin' ny rainy na ny reniny hoe: Efa fanatitra ho an' Andriamanitra izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko, dia tsy mba hanaja ny rainy akory izy. Fa hoy kosa hianareo: Na zovy na zovy hilaza amin' ny rainy na amin' ny reniny hoe: Efa natolotro an' Andriamanitra ny tokony ho nentiko manampy anao, Mais vous, vous dites : Quiconque dira à son père ou à sa mère : "Les biens dont j' aurais pu t' assister, je les consacre",
Mat / Mt 15:6 And honour not his father or his mother, he shall be free. Thus have ye made the commandment of God of none effect by your tradition. Koa dia foananareo ny tenin' Andriamanitra noho ny fampianarana voatolotra anareo. dia afaka tsy hanaja ny rainy na ny reniny akory izy; koa nofoananareo ny didin' Andriamanitra noho ny lovantsofinareo. celui-là sera quitte de ses devoirs envers son père ou sa mère. Et vous avez annulé la parole de Dieu au nom de votre tradition.
Mat / Mt 15:7 Ye hypocrites, well did Esaias prophesy of you, saying, Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian' Isaia anareo hoe: Ry mpihatsaravelatsihy, marina ny naminanian' Izaia anareo hoe: Hypocrites ! Isaïe a bien prophétisé de vous, quand il a dit :
Mat / Mt 15:8 This people draweth nigh unto me with their mouth, and honoureth me with their lips; but their heart is far from me. Ity firenena ity manaja Ahy amin' ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy. Ity vahoaka ity manaja ahy amin' ny molony, fa ny fony lavitra ahy; Ce peuple m' honore des lèvres, mais leur coeur est loin de moi.
Mat / Mt 15:9 But in vain they do worship me, teaching for doctrines the commandments of men. Koa foana ny ivavahan' ireo amiko, raha mampianatra ny didin' olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). koa foana ny ivavahan' izy ireo amiko, satria didin' olombelona no ataony fampianarana. Vain est le culte qu' ils me rendent : les doctrines qu' ils enseignent ne sont que préceptes humains. "
Mat / Mt 15:10 And he called the multitude, and said unto them, Hear, and understand: Ary niantso ny vahoaka hankeo aminy Izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ka mahafantara: Ary rahefa nasainy hanatona azy ny vahoaka, dia hoy izy taminy: Hainoy, ary fantaro: Et ayant appelé la foule près de lui, il leur dit : " Écoutez et comprenez !
Mat / Mt 15:11 Not that which goeth into the mouth defileth a man; but that which cometh out of the mouth, this defileth a man. tsy izay miditra amin' ny vava no mahaloto ny olona; fa izay mivoaka avy amin' ny vava, izany no mahaloto ny olona. tsy izay miditra amin' ny vava no mahaloto ny olona; fa izay aloaky ny vava, izany no mahaloto ny olona. Ce n' est pas ce qui entre dans la bouche qui souille l' homme ; mais ce qui sort de sa bouche, voilà ce qui souille l' homme. "
Mat / Mt 15:12 Then came his disciples, and said unto him, Knowest thou that the Pharisees were offended, after they heard this saying? Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany? Dia nanatona azy ny mpianany ka nilaza taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Farisiana nandre izany teny izany? Alors s' approchant, les disciples lui disent : " Sais-tu que les Pharisiens se sont choqués de t' entendre parler ainsi ? "
Mat / Mt 15:13 But he answered and said, Every plant, which my heavenly Father hath not planted, shall be rooted up. Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambolen' ny Raiko Izay any an-danitra dia hongotana. Ary hoy ny navaliny azy ireo: Ny voly rehetra nambolen' ny Raiko izay any an-danitra dia hongotana. Il répondit : " Tout plant que n' a point planté mon Père céleste sera arraché.
Mat / Mt 15:14 Let them alone: they be blind leaders of the blind. And if the blind lead the blind, both shall fall into the ditch. Avelao izy; mpitarika jamba izy; ary raha ny jamba no mitarika ny jamba, dia samy ho latsaka any an-kady izy roa. Avelao izy, fa jamba mitari-dalàna ny jamba; ka raha misy jamba mitari-dalàna ny jamba, dia hianjera any an-kady izy roroa. Laissez-les : ce sont des aveugles qui guident des aveugles ! Or si un aveugle guide un aveugle, tous les deux tomberont dans un trou. "
Mat / Mt 15:15 Then answered Peter and said unto him, Declare unto us this parable. Ary Petera namaly ka nanao taminy hoe: Lazao aminay ny hevitr' izany fanoharana izany. Namaly Piera nanao taminy hoe: Lazao anay ny hevitr' izany fanoharana izany. Pierre, prenant la parole, lui dit : " Explique-nous la parabole. "
Mat / Mt 15:16 And Jesus said, Are ye also yet without understanding? Ary hoy Jesosy: Hianareo koa va mbola tsy mahafantatra ihany? Hianareo koa va, hoy izy, mbola tsy mahalala ihany? Il dit : " Vous aussi, maintenant encore, vous êtes sans intelligence ?
Mat / Mt 15:17 Do not ye yet understand, that whatsoever entereth in at the mouth goeth into the belly, and is cast out into the draught? Tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin' ny vava dia mankao an-kibo ka avoaka ao amin' ny fivoahana? Moa tsy fantatrareo va fa izay rehetra miditra amin' ny vava dia midina any an-kibo ka ariana any an-katakonana? Ne comprenez-vous pas que tout ce qui pénètre dans la bouche passe dans le ventre, puis s'évacue aux lieux d' aisance,
Mat / Mt 15:18 But those things which proceed out of the mouth come forth from the heart; and they defile the man. Fa izay mivoaka avy amin' ny vava kosa dia avy amin' ny fo, ka izany no mahaloto ny olona. Fa izay mivoaka amin' ny vava kosa dia avy amin' ny fo, ka izany no mahaloto ny olona. tandis que ce qui sort de la bouche procède du coeur, et c' est cela qui souille l' homme ?
Mat / Mt 15:19 For out of the heart proceed evil thoughts, murders, adulteries, fornications, thefts, false witness, blasphemies: Fa avy amin' ny fo no ivoahan' ny sain-dratsy, dia ny vonoan' olona, ny fakam-badin' olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny fitenenan-dratsy; Satria ny fo no ihavian' ny hevitra ratsy, ny famonoana olona, ny fakam-badin' olona, ny fijangajangana, ny halatra, ny ampanga lainga, ny vava ratsy: Du coeur en effet procèdent mauvais desseins, meurtres, adultères, débauches, vols, faux témoignages, diffamations.
Mat / Mt 15:20 These are the things which defile a man: but to eat with unwashen hands defileth not a man. izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana amin' ny tanana tsy misasa tsy mba mahaloto ny olona. izany no mahaloto ny olona; fa ny mihinana tsy misasa tànana, tsy mahaloto ny olona akory. Voilà les choses qui souillent l' homme ; mais manger sans s'être lavé les mains, cela ne souille pas l' homme. "
Mat / Mt 15:21 Then Jesus went thence, and departed into the coasts of Tyre and Sidon. Dia niala teo Jesosy ka nankany amin' ny fari-tanin' i Tyro sy Sidona. Niala teo Jeso, dia nankany amin' ny faritanin' i Tira sy Sidona. En sortant de là, Jésus se retira dans la région de Tyr et de Sidon.
Mat / Mt 15:22 And, behold, a woman of Canaan came out of the same coasts, and cried unto him, saying, Have mercy on me, O Lord, thou son of David; my daughter is grievously vexed with a devil. Ary, indro, nisy vehivavy Kananita anankiray nivoaka avy tamin' izany tany izany ka niantso nanao hoe: Mamindrà fo amiko, Tompoko, Zanak' i Davida ô! ny zanako-vavy ampahorin' ny demonia loatra. Ary indro nisy vehivavy kananeana anankiray nivoaka avy tamin' izany tany izany niantsoantso mafy nanao hoe: Mamindrà fo amiko, ry Tompo, Zanak' i Davida, fa ampijalian' ny demony mafy loatra ny zanako vavy; Et voici qu' une femme cananéenne, étant sortie de ce territoire, criait en disant : " Aie pitié de moi, Seigneur, fils de David : ma fille est fort malmenée par un démon. "
Mat / Mt 15:23 But he answered her not a word. And his disciples came and besought him, saying, Send her away; for she crieth after us. Fa Izy tsy namaly teny azy. dia nanatona ny mpianany ka nangataka taminy nanao hoe: Roahy izy, fa miantso mafy ato aoriantsika. fa tsy namaly azy Jeso na dia indraim-bava aza. Dia nanatona niangavy taminy ny mpianany nanao hoe: Roahy izy, fa mikiakiaka manaraka antsika. Mais il ne lui répondit pas un mot. Ses disciples, s' approchant, le priaient : " Fais-lui grâce, car elle nous poursuit de ses cris. "
Mat / Mt 15:24 But he answered and said, I am not sent but unto the lost sheep of the house of Israel. Ary Izy namaly ka nanao hoe: Tsy nirahina Aho afa-tsy ho amin' ny ondry very amin' ny taranak' isiraely. Ary hoy ny navaliny azy: Tsy nirahina afa-tsy ho an' ny ondry very amin' ny taranak' Israely aho. A quoi il répondit : " Je n' ai été envoyé qu' aux brebis perdues de la maison d' Israël. "
Mat / Mt 15:25 Then came she and worshipped him, saying, Lord, help me. Fa nanatona ihany ravehivavy, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, vonjeo aho. Fa nanatona ihany ravehivavy ka niankohoka teo anatrehany, ary nanao hoe: Tompo ô! vonjeo aho! Mais la femme était arrivée et se tenait prosternée devant lui en disant : " Seigneur, viens à mon secours ! "
Mat / Mt 15:26 But he answered and said, It is not meet to take the children' s bread, and to cast it to dogs. Fa Izy namaly ka nanao hoe: Tsy mety raha maka ny mofon-jaza ka manipy azy ho an' ny amboakely. Nefa novaliany hoe: Tsy mety raha ny mofon-jaza no alaina ka atsipy ho an' ny amboa. Il lui répondit : " Il ne sied pas de prendre le pain des enfants et de le jeter aux petits chiens. " -
Mat / Mt 15:27 And she said, Truth, Lord: yet the dogs eat of the crumbs which fall from their masters' table. Fa hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin' ny latabatry ny tompony ihany. Ary hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko, nefa ny amboa kely mba mihinana ny sombitsombiny latsaka avy amin' ny latabatry ny tompony ihany. " Oui, Seigneur ! dit-elle, et justement les petits chiens mangent des miettes qui tombent de la table de leurs maîtres ! "
Mat / Mt 15:28 Then Jesus answered and said unto her, O woman, great is thy faith: be it unto thee even as thou wilt. And her daughter was made whole from that very hour. Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin' izay ora izay. Dia namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao, aoka ho tanteraka aminao araka izay irinao. Dia sitrana tamin' izany ora izany ihany ny zanany vavy. Alors Jésus lui répondit : " O femme, grande est ta foi ! Qu' il t' advienne selon ton désir ! " Et de ce moment sa fille fut guérie.
Mat / Mt 15:29 And Jesus departed from thence, and came nigh unto the sea of Galilee; and went up into a mountain, and sat down there. Ary raha niala teo Jesosy, dia nankany amoron' ny Ranomasin' i Galilia Izy; ary niakatra nankeo an-tendrombohitra Izy ka nipetraka teo; Rahefa niala teo Jeso, dia nankany amoron' ny ranomasin' i Galilea, ary niakatra tany an-tendrombohitra izy ka nipetraka teo. Étant parti de là, Jésus vint au bord de la mer de Galilée. Il gravit la montagne, et là il s' assit.
Mat / Mt 15:30 And great multitudes came unto him, having with them those that were lame, blind, dumb, maimed, and many others, and cast them down at Jesus' feet; and he healed them: ary nisy vahoaka betsaka nankeo aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina, ary ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin' ny tongotr' i Jesosy; dia nahasitrana azy Izy; Maro ny vahoaka nanatona azy teo, nitondra ny moana, ny jamba, ny mandringa, ny kilemaina mbamin' ny marary hafa betsaka, sy nametraka azy teo an-tongotr' i Jeso dia nositraniny, Et des foules nombreuses s' approchèrent de lui, ayant avec elles des boiteux, des estropiés, des aveugles, des muets et bien d' autres encore, qu' ils déposèrent à ses pieds ; et il les guérit.
Mat / Mt 15:31 Insomuch that the multitude wondered, when they saw the dumb to speak, the maimed to be whole, the lame to walk, and the blind to see: and they glorified the God of Israel. ka dia talanjona ny vahoaka, raha nahita ny moana miteny, ny kilemaina sitrana, ny mandringa afaka, ary ny jamba mahiratra; dia nankalaza an' Andriamanitry ny Isiraely izy. àny ka gaga dia gaga ireo vahoaka rehetra ireo nony nahita ny moana niteny, ny mandringa afa-mandeha, ny jamba nahiratra, ka nankalaza an' Andriamanitr' Israely izy ireo. Et les foules de s'émerveiller en voyant ces muets qui parlaient, ces estropiés qui redevenaient valides, ces boiteux qui marchaient et ces aveugles qui recouvraient la vue ; et ils rendirent gloire au Dieu d' Israël.
Mat / Mt 15:32 Then Jesus called his disciples unto him, and said, I have compassion on the multitude, because they continue with me now three days, and have nothing to eat: and I will not send them away fasting, lest they faint in the way. Ary Jesosy niantso ny mpianany hankeo aminy ka nanao hoe: Mahonena Ahy ny vahoaka, fa efa nitoetra hateloana tatý amiko izy izao ka tsy manan-kohanina; ary tsy tiako ny hampody azy tsy mihinana, fandrao reraka eny an-dalana izy. Ary niantso ny mpianany Jeso, ka nilaza taminy hoe: Mampalahelo ahy ireto vahoaka, fa efa hateloana izay no tsy nisarahany tamiko, ka tsy manan-kohanina izy: tsy tiako ny hampody azy tsy homan-kanina, sao dia reraka eny an-dàlana izy. Jésus, cependant, appela à lui ses disciples et leur dit : " J' ai pitié de la foule, car voilà déjà trois jours qu' ils restent auprès de moi et ils n' ont pas de quoi manger. Les renvoyer à jeun, je ne le veux pas : ils pourraient défaillir en route. "
Mat / Mt 15:33 And his disciples say unto him, Whence should we have so much bread in the wilderness, as to fill so great a multitude? Fa hoy ny mpianatra taminy: Aiza no hahitanay mofo atý an-efitra ampy hahavoky izao vahoaka betsaka izao! Fa hoy ny mpianany taminy: Aiza no ahazahoanay mofo ampy hahavoky ireo vahoaka be ireo atý an' efitra? Les disciples lui disent : " Où prendrons-nous, dans un désert, assez de pains pour rassasier une telle foule ? "
Mat / Mt 15:34 And Jesus saith unto them, How many loaves have ye? And they said, Seven, and a few little fishes. Ary hoy Jesosy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Ary hoy izy: Fito sy hazandrano madinika vitsy foana. Ary hoy Jeso taminy: Manana mofo firy hianareo? Fito, hoy ireo taminy, sy hazandrano madinika vitsy foana. Jésus leur dit : " Combien de pains avez-vous ? " - " Sept, dirent-ils, et quelques petits poissons. "
Mat / Mt 15:35 And he commanded the multitude to sit down on the ground. Ary Izy nandidy ny vahoaka betsaka hipetraka amin' ny tany. Dia nasainy nipetraka tamin' ny tany ny vahoaka; Alors il ordonna à la foule de s'étendre à terre ;
Mat / Mt 15:36 And he took the seven loaves and the fishes, and gave thanks, and brake them, and gave to his disciples, and the disciples to the multitude. Dia nandray ny mofo fito mbamin' ny hazandrano Izy, ary rehefa nisaotra, dia namaky ka nanolotra azy ho an' ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nanolotra ho an' ny vahoaka. ary noraisiny ny mofo fito sy ny hazandrano, dia nanaovany fisaorana sy novakiny ka nomeny ny mpianany, ary ny mpianany kosa nanome ny vahoaka. puis il prit les sept pains et les poissons, rendit grâces, les rompit et il les donnait à ses disciples, qui les donnaient à la foule.
Mat / Mt 15:37 And they did all eat, and were filled: and they took up of the broken meat that was left seven baskets full. Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno sobiky fito. Dia nihinana izy rehetra ka voky, ary sobika fito no feno ny sombintsombiny sisa tsy lany nangonina; Tous mangèrent et furent rassasiés, et des morceaux qui restaient on ramassa sept pleines corbeilles !
Mat / Mt 15:38 And they that did eat were four thousand men, beside women and children. Ary izay nihinana dia efatra arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy. nefa efatra arivo lahy no nihinana teo afa-tsy ny zaza amam-behivavy. Or ceux qui mangèrent étaient quatre mille hommes, sans compter les femmes et les enfants.
Mat / Mt 15:39 And he sent away the multitude, and took ship, and came into the coasts of Magdala. Ary nony efa nampody ny vahoaka Izy, dia niondrana an-tsambokely ka nankany amin' ny sisin-tanin' i Magadana. Nony nampody ny vahoaka izy, dia niondrana an-tsambo kely ka nankany amin' ny tany Magedana. Après avoir renvoyé les foules, Jésus monta dans la barque et s' en vint dans le territoire de Magadan.

<-
->