<-
->

Mat / Mt 8:11 And I say unto you, That many shall come from the east and west, and shall sit down with Abraham, and Isaac, and Jacob, in the kingdom of heaven. Ary lazaiko aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy any andrefana no ho tonga ka hipetraka hiara-mihinana amin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba any amin' ny fanjakan' ny lanitra; Ary izany koa no ilazako aminareo fa maro ny avy any atsinanana sy avy any andrefana no hipetraka hiara-mihinana amin' ny fihinanam-be miaraka amin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba any amin' ny fanjakan' ny lanitra, Eh bien ! je vous dis que beaucoup viendront du levant et du couchant prendre place au festin avec Abraham, Isaac et Jacob dans le Royaume des Cieux,