<-
->

Mat / Mt 4:23 And Jesus went about all Galilee, teaching in their synagogues, and preaching the gospel of the kingdom, and healing all manner of sickness and all manner of disease among the people. Ary Jesosy nandeha eran' i Galilia ka nampianatra tao amin' ny synagogan' ny olona teo sy nitory ny filazantsaran' ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin' ny rofy rehetra tamin' ny olona. Ary Jeso nitety an' i Galilea manontolo, nampianatra tao amin' ny sinagogan' ny olona, sy nitory ny Evanjelin' ny fanjakan' Andriamanitra, ary nanasitrana ny aretina sy ny rofy rehetra tamin' ny olona. Il parcourait toute la Galilée, enseignant dans leurs synagogues, proclamant la Bonne Nouvelle du Royaume et guérissant toute maladie et toute langueur parmi le peuple.