<-
->

Mat / Mt 4:21 And going on from thence, he saw other two brethren, James the son of Zebedee, and John his brother, in a ship with Zebedee their father, mending their nets; and he called them. Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay niara-nipetraka tamin' i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony; ary niantso azy mirahalahy Izy. Dia mbola nandroso ihany izy, ka nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak' i Zebede sy Joany rahalahiny izay teo an-tsambo niaraka tamin' i Zebede rainy, nanamboatra ny haratony; ary nantsoiny izy mirahalahy. Et avançant plus loin, il vit deux autres frères, Jacques, fils de Zébédée, et Jean son frère, dans leur barque, avec Zébédée leur père, en train d' arranger leurs filets ; et il les appela.