<-
->

Mat / Mt 26:2 Ye know that after two days is the feast of the passover, and the Son of man is betrayed to be crucified. Fantatrareo fa raha afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak' olona dia hatolotra hohomboana amin' ny hazo fijaliana. Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia tonga ny Paka, ary ny Zanak' olona hatolotra hofantsihana amin' ny hazo fijaliana. " La Pâque, vous le savez, tombe dans deux jours, et le Fils de l' homme va être livré pour être crucifié. "