<-
->

Mat / Mt 26:17 Now the first day of the feast of unleavened bread the disciples came to Jesus, saying unto him, Where wilt thou that we prepare for thee to eat the passover? Ary tamin' ny voalohan' ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin' i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboarinay hihinananao ny Paska? Ary tamin' ny andro voalohany fihinanana ny azima, dia nanatona an' i Jeso ny mpianany ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboaranay hihinananao ny Paka? Le premier jour des Azymes, les disciples s' approchèrent de Jésus et lui dirent : " Où veux-tu que nous te préparions de quoi manger la Pâque ? "