<-
->

Mat / Mt 26:13 Verily I say unto you, Wheresoever this gospel shall be preached in the whole world, there shall also this, that this woman hath done, be told for a memorial of her. Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin' izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izay nataon-dravehivavy mba ho fahatsiarovana azy. Lazaiko marina aminareo fa na aiza na aiza hitoriana ity Evanjely ity amin' izao tontolo izao, dia holazaina koa ny nataon-dravehivavy ho fankalazana azy. En vérité je vous le dis, partout où sera proclamé cet Évangile, dans le monde entier, on redira aussi, à sa mémoire, ce qu' elle vient de faire. "