<- -> |
[King James Bible] Book of Malachi |
[Baiboly 1865] Malakia |
[Baiboly Katolika] Malakia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Malachie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Mal / Ma 2:12 | The |
Enga anie ka hofongoran' i Jehovah hiala amin' ny lain' i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manatitra fanatitra ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro. | Ny lehilahy manao izany, dia aoka hamongoran' ny Tompo eo amin' ny lain' i Jakoba, na izay miambina, na izay mamaly, mbamin' izay manatitra fanatitra ho an' ny Tompon' ny tafika. | Que |