<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 9:9 | Rejoice greatly, O daughter of |
Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora. | Mifalia amin' ny hafaliana lehibe, ry zanakavavin' i Siona! Manaova feo firavoravoana, ry zanakavavin' i Jerosalema. Fa indro ny Mpanjakanao avy ho atý aminao; marina izy sady arovan' Andriamanitra; manetry tena mitaingina ampondra dia ampondra tanora, zanak' ampondravavy. | Exulte avec force, fille de |