<-
->

Zak / Za 2:13 Be silent, O all flesh, before the Lord: for he is raised up out of his holy habitation. Fa, indro, hahinjitro eo amboniny ny tanako, ka hobaboin' ireo nanompo azy izy; dia ho fantatrareo fa Jehovah, Tompon' ny maro, no naniraka ahy. Mihobia sy mifalia, ry Ziona zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao Aho, hoy Jehovah. Ary firenena maro no hanaiky ho an' i Jehovah amin' izany andro izany ka ho oloko; ary hitoetra ao afovoanao aho, ka dia ho fantatrao fa Jehovah, Tompon' ny maro, no naniraka ahy ho aminao. Ary Jehovah hanana an' i Joda ho anjarany ao amin' ny tany masina ary mbola hifidy an' i Jerosalema indray. Mangina eo anatrehan' i Jehovah, ry nofo rehetra! fa nifoha avy ao amin' ny fitoerany masina Izy. Fa indro aho manetsika ny tànako eo ambonin' ireny, ka izy ireo ho tonga remby ho an' ireo manompo azy; ary hianareo, hahalala fa Iavehn' ny tafika no naniraka ahy. Voici que je lève la main sur elles, pour qu' elles soient le butin de leurs esclaves. Alors vous saurez que Yahvé Sabaot m' a envoyé!