<-
->

Nah Na 3:8 Art thou better than populous No, that was situate among the rivers, that had the waters round about it, whose rampart was the sea, and her wall was from the sea? Tsara noho No-amona va ianao? Ilay nitoetra teo anelanelan' ny ony Ka nohodidinin' ny rano; Ny rano be no rovany, Ary ny rano be koa no mandany; Moa hianao tsara noho No-Amona izay nipetraka teo amin' ny ony, nohodidinin' ny rano, nanana ny ranomasina ho mandany, sy ny rano be ho tambohony? Valais-tu mieux que No-Amon assise sur les Fleuves ? les eaux l' entouraient Pour avant-mur, elle avait la mer, pour rempart, les eaux.