<-
->

Mik / Mi 3:8 But truly I am full of power by the spirit of the Lord, and of judgment, and of might, to declare unto Jacob his transgression, and to Israel his sin. Fa izaho kosa dia feno hery, dia ny Fanahin' i Jehovah, Mbamin' ny rariny sy ny faherezana, Mba hanambara amin' i Jakoba ny helony Sy amin' Isiraely ny fahotany. Fa izaho kosa feno hery, omban' ny Fanahin' ny Tompo, ary feno rariny aman-kerim-po, hanambara amin' i Jakoba ny helony; sy amin' Israely ny fahotany. Moi, au contraire, je suis plein de force et du souffle de Yahvé , de justice et de courage, pour proclamer à Jacob son crime, à Israël son péché.