<-
->

Nom / Fan 9:6 And there were certain men, who were defiled by the dead body of a man, that they could not keep the passover on that day: and they came before Moses and before Aaron on that day: Ary nisy olona sasany izay naloto tamim-paty ka tsy nahazo nitandrina ny Paska tamin' izany andro izany; dia nankeo anatrehan' i Mosesy sy Arona izy tamin' izany andro izany Nisy olona sasany sendra voaloto tamim-paty ka tsy afa-nanao ny Paka tamin' izany andro izany. Nankeo anatrehan' i Moizy sy Aarona andron' izay ihany izy ireo, ka nanao tamin' i Moizy hoe: Or, il se trouva des hommes qui avaient contracté une impureté du fait d' un mort ; ils ne purent célébrer la Pâque ce jour-là. Ils vinrent le même jour trouver Moïse et Aaron