<-
->

Nom / Fan 9:13 But the man that is clean, and is not in a journey, and forbeareth to keep the passover, even the same soul shall be cut off from among his people: because he brought not the offering of the Lord in his appointed season, that man shall bear his sin. Fa ny olona izay madio sady tsy lasan-davitra, nefa tsy mety mitandrina ny Paska, dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny, satria tsy nanatitra ny fanatitra ho an' i Jehovah tamin' ny fotoany izy; ho meloka izany olona izany. Raha olona madio sady tsy misy dia nalehany no tsy mankalaza ny Paka, dia hoesorina amin' ny fireneny izy; noho izy tsy nanolotra ny fanatitra ho an' ny Tompo amin' ny fotoana voatendry dia hilonjy ny fahotany izy. Mais celui qui se trouve pur ou qui n' a pas eu à voyager, celui-là sera retranché de sa race s' il omet de célébrer la Pâque. Il n' a pas apporté l' offrande de Yahvé au temps fixé, il portera le poids de son péché.