<-
->

Nom / Fan 9:12 They shall leave none of it unto the morning, nor break any bone of it: according to all the ordinances of the passover they shall keep it. Aza avela hasiany sisa ho tra-maraina, ary aza avela hisy hotapahiny ny taolany; araka ny lalàna rehetra ny amin' ny Paska ihany koa no hitandremany azy. Tsy hamelany hisy tra-maraina izy, ary tsy hotapahiny ny taolany. Ho araka ny fitsipika rehetra momba ny Paka no hankalazany azy. rien n' en devra rester au matin, ils n' en briseront aucun os. C' est selon tout le rituel de la Pâque qu' ils la célébreront.