<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 33:9 | And they removed from |
Ary nony niala tao Mara izy, dia nankany Elima; ary tao Elima dia nisy loharano roa ambin' ny folo sy hazo rofia fito-polo, dia nitoby teo izy. | Niala tao Marà izy dia tonga tao Elima izay nisy loharano roa ambin' ny folo, sy foto-drofia fitopolo, ka nitoby tao. | Ils partirent de |