<-
->

Nom / Fan 26:10 And the earth opened her mouth, and swallowed them up together with Korah, when that company died, what time the fire devoured two hundred and fifty men: and they became a sign. ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin' i Kora, tamin' ny nahafatesan' izany antokony izany, ary levon' ny afo koa ny dimam-polo amby roan-jato lahy ka tonga fananarana. ary nivava ny tany nitelina azy ireo mbamin' i Kore, raha levona izany anotokony izany, ka voadoron' ny afo ny lehilahy dimampolo sy roan-jato, ka tonga fananarana izy ireo. La terre ouvrit sa bouche et les engloutit ainsi que Coré, lorsque périt cette bande , lorsque le feu consuma les deux cent cinquante hommes. Ils furent un signe.