<-
->

Nom / Fan 17:5 And it shall come to pass, that the man' s rod, whom I shall choose, shall blossom: and I will make to cease from me the murmurings of the children of Israel, whereby they murmur against you. ho fahatsiarovana ho an' ny Zanak' Isiraely mba tsy hisy olon-kafa afa-tsy ny taranak' i Arona ihany no hahazo manakaiky handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan' i Jehovah; fandrao ho tahaka an' i Kora sy ny namany izy, dia araka ny tenin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy. Fahatsiarovana ho an' ny zanak' Israely izany, mba tsy hisy olon-kafa, tsy anisan' ny taranak' i Aarona handroso hanatitra zava-manitra eo anatrehan' ny Tompo, ka dia ho tahaka an' i Kore sy ny tariny, araka izay nolazain' ny Tompo taminy, tamin' ny alalan' i Moizy. Elles rappellent aux Israélites qu' aucun profane, étranger à la descendance d' Aaron, ne doit s' approcher pour faire fumer l' encens devant Yahvé, sous peine de subir le sort de Coré et de son groupe, selon ce qu' avait dit Yahvé par l' intermédiaire de Moïse.