<-
->

Nom / Fan 16:5 And he spake unto Korah and unto all his company, saying, Even to morrow the Lord will shew who are his, and who is holy; and will cause him to come near unto him: even him whom he hath chosen will he cause to come near unto him. ka niteny tamin' i Kora sy ny namany rehetra nanao hoe: Rahampitso dia hasehon' i Jehovah izay Azy sy izay masina ka hampanakekeny Azy; dia izay fidiny no hampanakekeny Azy. ka niteny tamin' i Kore sy ny tariny rehetra nanao hoe: Rahampitso dia hasehon' ny Tompo izay azy sy izay masina, ka hampanakekezany azy; dia izay nofidiny no hampanakekezany azy. Puis il dit à Coré et à tout son groupe : " Demain matin, Yahvé fera connaître qui est à lui, qui est l' homme consacré qu' il laissera approcher de lui. Celui qu' il fera approcher de lui, c' est celui-là qu' il choisit.