<-
->

Nom / Fan 16:19 And Korah gathered all the congregation against them unto the door of the tabernacle of the congregation: and the glory of the Lord appeared unto all the congregation. Ary Kora nanangona ny namany rehetra ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana hanohitra azy roa lahy; dia niseho tamin' ny fiangonana rehetra ny voninahitr' i Jehovah. Nantsoin' i Kore ho eo am-baravaran' ny trano lay fihaonana ny fiangonana rehetra, hanohitra an' i Moizy sy Aarona. Dia niseho tamin' ny fiangonana rehetra ny voninahitry ny Tompo. Coré rassembla en face de ces derniers toute la communauté à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, et la gloire de Yahvé apparut à toute la communauté.