<-
->

Nom / Fan 16:16 And Moses said unto Korah, Be thou and all thy company before the Lord, thou, and they, and Aaron, to morrow: Dia hoy Mosesy tamin' i Kora: Aoka ianao sy ny namanao rehetra ho tonga eo anatrehan' i Jehovah rahampitso, dia ianao sy ireo ary Arona. Hoy Moizy tamin' i Kore: Rahampitso hianao sy ny tarikao rehetra mitoetra eo anatrehan' ny Tompo, dia izy ireo sy hianao mbamin' i Aarona. Moïse dit à Coré : " Toi et tout ton groupe, venez demain vous mettre en présence de Yahvé, toi et eux, ainsi qu' Aaron.