<-
->

Nom / Fan 16:1 Now Korah, the son of Izhar, the son of Kohath, the son of Levi, and Dathan and Abiram, the sons of Eliab, and On, the son of Peleth, sons of Reuben, took men: Ary Kora, zanak' i Jizara, zanak' i Kehata, zanak' i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak' i Eliaba, sy Ona, zanak' i Peleta, izay samy taranak' i Robena, dia nandrendri-bahoaka, Kore, zanak' i Isaara, zanak' i Kaata, zanak' i Levì, dia nitarika olona hiandany aminy, miaraka amin' i Datàna sy Abirona, zanak' i Eliaba, ary Hona, zanak' i Feleta, izay zana-dRobena, Coré, fils de Yiçhar, fils de Qehat, fils de Lévi, Datân et Abiram, fils d'Éliab, et On, fils de Pélèt Éliab et Pélèt étaient fils de Ruben furent orgueilleux ;