<-
->

Amo / Am 9:8 Behold, the eyes of the Lord GOD are upon the sinful kingdom, and I will destroy it from off the face of the earth; saving that I will not utterly destroy the house of Jacob, saith the Lord. Indro, ny mason' i Jehovah Tompo no manandrina ity fanjakana feno ota ity, ka dia hofongorako tsy ho eo ambonin' ny tany izy; Kanefa tsy dia hofongorako avokoa ny taranak' i Jakoba, hoy Jehovah. Indro, ny mason' ny Tompo Iaveh mifantoka amin' ny fanjakana mpanota; ka ho fongorana tsy ho eo ambonin' ny tany izy; nefa tsy dia hofongorako manontolo tsy akory ny taranak' i Jakoba, - teny marin' ny Tompo Iaveh. Voici, les yeux du Seigneur Yahvé sont sur le royaume pécheur. Je vais l' exterminer de la surface du sol, toutefois je n' exterminerai pas complètement la maison de Jacob - oracle de Yahvé.