<-
->

Joe / Jl 2:1 Blow ye the trumpet in Zion, and sound an alarm in my holy mountain: let all the inhabitants of the land tremble: for the day of the Lord cometh, for it is nigh at hand; Tsofy ao Ziona ny anjomara! Ary miantsoa mafy ao an-tendrombohitro masina! Aoka hangovitra ny mponina rehetra amin' ny tany; Fa avy ny andron' i Jehovah, eny, efa antomotra izany, Tsofy ao Siona, ny anjomara; ary ampanenoy ao an-tendrombohitro masina ny trompetra. Ary aoka hangovitra ny mponina rehetra amin' ny tany, fa tonga ny andron' ny Tompo, fa efa antomotra! Sonnez du cor à Sion, donnez l' alarme sur ma montagne sainte! Que tous les habitants du pays tremblent, car il vient, le jour de Yahvé, car il est proche!